<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Landy RABENIRAINY</author>
<hymn_number>56</hymn_number>
<title>MIRAVORAVOA AMIN' I JEHOVAH ASAFA56</title>
<lyrics>[V1]
 Miravoravoa amin'i Jehovah ianao
 Dia homeny anao izay irin'ny fonao
 Ankino amin'i Jehovah koa ny làlanao
 Làlanao
 Ary Matokia Azy fa hataony tanteraka</lyrics>
</song>